Sosialy

Akany Iarivo Anosizato Maniry hotohanana hatrany ireo fianakaviana sahirana


  • Talata 18 Aogositra 2020

Mahatratra 300 ireo olona mipetraka ao amin’ny Akany Iarivo Anosizato amin’izao avy amina fianakaviana sahirana ara-pivelomana miisa 102.

 

 

 Olona tsy nanana trano fonenana izy ireo raha tsiahivina fa nipetraka teny amoron-dalana , ka tsy maintsy nokarakarainy taorian’ny fiparitahan’ny tsimok’aretina Covid 19 teto amintsika. Manoloana izany dia tonga nanolotra fanampiana ho azy ireo ny banky BNI tarihin’ny tale jeneraliny Atoa Alexandre Mey. Kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro no natolotra tamin’izany nahitana fotism-bary, savony….Nifanome tanana tamin’ny banky BNI tamin’ny fanatanterahana izany ny kaominina Antananarivo renivohitra sy ny Fondation Axian. Hetahetan’ireto fianakaviana sahirana ara-pivelomana ireto moa ny hitohizan’ny fanohanana azy ireo tahaka izao hatrany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT