Sosialy

Ambalabe Ouest – Antsohihy Lehilahy iray hita faty tao anaty lakandrano


  • Talata 18 Aogositra 2020

Hatairana ny an’ny olona, omaly marina, nahita fatin-dehilahy iray nihohoka tao anaty lakandrano tao Ambodimadiro, Fokontany Ambalabe Ouest, Antsohihy.

 

 

 

Tonga teny an-toerana ny mpitandro filaminana. « Tsy nahitana ratra na dian-kapoka ny vatany fa raha ny fahitana azy, mety mamo izy no latsaka tao anaty lakandrano, tsy tafarina na niezaka ny hivoaka saingy miha tafiditra ihany, sempotra tao fa tsy nahita ratra izy », hoy dokotera nanao fizahana ny faty. Mpampianatra ity rangahy nodimandry ity ary misy fotoana ahitan’ny olona azy mamo eny an-dalana. Nalain’ny fianakaviana ny faty taorian’izay.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT