Sosialy

Fitaterana an-tsokosoko Olona 17 tratra saika hiondrana atsy Mayotte


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020

Tra-tehaky ny zandary tao Ampasimbary Kaominina Antafiambotry Distrika Ambanja, ny sabotsy teo, ny andian'olona saika hiondrana an-tsokosoko amin’ny lakana misy motera hiazo an’i Mayotte.

 

 

 

 20 izy ireo fa ny 17 no tratra. Tany amin'ny faritra Ampasindava no hita ilay lakana misy motera hiondranan'ireto olona ireto. 8 hetsy sy 2 tapitrisa Ariary ny saram-piondran’ny olona iray, ary efa voaloa amin’ilay mpitondra ny lakana misy motera avokoa ny sarandalan’izy 20 saika hiondrana, araka ny loharanom-baovao. Olona avy ao Nosy-Be, Antsiranana, Mahajanga ary avy any amin’ny Faritra SAVA izy ireo. Nogiazana ilay lakana.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT