Sosialy

Androka -Tsarazaza Simban’ireo mpitrandraka volamena ny lakan-drano


  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020

Manaitra ny sain’ny manampahefana mahefa eto amin’ny firenena ny any

 

 

 

Kaominina Ambanivohitra Tsarazaza Faritra Amoron’i Mania fa simban’ireo olona mpitrandraka volamena ny lakan-drano Androka sy ny tanimbary rehetra lalovany ka efa ho 11 taona katroka izao no tsy afa-namboly vary intsony ny tantsaha any an-toerana. Ho fatin’ny mosary ny olona aty amin’ity faritra ity, hoy ny mponina any an-toerana, raha sanatria mbola mitohy izao.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT