Sosialy

Fitsarana Miparitaka ny didy hosoka


  • Alarobia 26 Aogositra 2020

Miparitaka amin’izao fotoana izao ny didim-pitsarana hosoka ka isan’ny ahitana izany betsaka ny fisaraham-panambadiana, ady tany,…,

 

 

 araka ny tatitry ny Tribonaly ambaratonga voalohany eny Anosy omaly. Ilaina ny fanantonana avy hatrany ny fitsarana, ny Lehiben’ny Firaketan-draharaha raha tsy nanatrika ny fotoanan’ny fitsarana satria izy ireny ihany no manana ny firaketana ny matoan’ny didim-pitsarana, hoy ny toromarika. Miantso ny ben’ny tanàna tsy hanao fanamarinana ny dika mitovin’ireny didy hoentin’ny olona ireny ny Fitsarana. Hiverina ny 31 aogositra ny raharaham-pitsarana rehetra. Apetraka 3 andro mialoha eny amin’ny peta-drindrina ny raharaha handeha, hoy hatrany ny toromarika. Tao anatin’ny 5 volana no niato ny fitsarana, izay hiverina avokoa ny eto Antananarivo sy ny manodidina.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT