• Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Fampiatoana ny «Tanàmasoandro » Nifaly ny mponin’Ambohitrimanjaka

Naneho ny hafaliany teo anatrehan’ny fiovan-kevitry ny fanjakana amin’ny fanatanterahana ny tetikasa Tanàmasoandro eny Ambohitrimanjaka ny mponina ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Malagasy niasa tany Koweit Ho tonga eny Ivato anio

Anisan` ireo Malagasy misedra fahasahiranana taorian` ny fampiatoana ny sidina ana habakabaka sy an-dranomasina ireo nila ravinahitra tany Koweit.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Tsiroanomandidy Nodorana velona niaraka tamin’ny zafikeliny ilay dadabe

Efa tena mivadika ho biby ny olombelona. Dadabe iray niaraka tamin’ny zafikeliny roa tany Iaboketraka atsinanana kaominina ambanivohitra Ambararatabe distrikan’i Tsiroanomandidy ny alarobia lasa teo no nodoran’ny vinantolahiny velona tao an-tranony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Malagasy tavela any ivelany Miomana hampody azy ireo ny fanjakana

Namoaka fampitam-baovao omaly ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Malagasy fa hampody ireo Malagasy any ivelany maniry ny hiverina an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Maternité Alasora Nozaraina couette ireo reny vao tera-bao

Noho ny fatongavan'ny fetin’ny reny omaly alahady 07 Jona dia tonga niarahaba ireo reny vao tera-bao tao amin’ny maternité

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Vehivavy mpitandro filaminana ao Toamasina Nizara voninkazo sy arotava tamin’ny vahoaka

Tsy nanadino ny mponina ao Toamasina ireo vehivavy mpitandro ny filaminana any an-toerana omaly alahady nankalazana ny fetin’ny reny.

Hamaky ny tohiny
FTT