- Zoma 12 Jona 2020
Sosialy.Resaka “Bonbons 8 miliara ariary” Misokatra ny fanadihadiana
Nirarakompana ny fanontaniana teny amin`ny Antenimierandoholona mitady ny mangarahara mikasika ny famoaham-bolam-panjakana.
Hamaky ny tohinyNirarakompana ny fanontaniana teny amin`ny Antenimierandoholona mitady ny mangarahara mikasika ny famoaham-bolam-panjakana.
Hamaky ny tohinyTsy refesi-mandidy ary tena marina ny fambarany hoe « tsy baikon’iza na iza » ny mpitantana ny tanànan’Antananarivo ankehitriny hoy ny mpanolo-tsaina eo anivon’ny kaominina, Clémence Raharinirina omaly.
Hamaky ny tohinyTrano manodidina ny 50 teny Manarintsoa Anatihazo sy Manarintsoa Afoavoany ahitana mponina 200 eo no may hotohoton’ny afo omaly. Tokony ho tamin’ny 1ora sy sasany no nanombohan’ny loza.
Hamaky ny tohinyNy 35 %-n’ny Malagasy tamin’ny taona 2015 no fantatra fa tratry ny aretina AVC na ny fahatapahan’ny lalan-drà araka ny fanadihadiana nataon’ny Association de Médecine Physique et de Réadaptation à Madagascar ( AMPR).
Hamaky ny tohinyKamiao mpanangom-bokatra hiakatra ho aty Antananarivo no fantatra omaly fa tra-tehaky ny Polisy tetsy Imerintsiatosika.
Hamaky ny tohinyNidina ifotony teny amin’ny tsenan’Anosibe omaly ny Ben’ny tanànan’Antananarivo renivohitra Naina Andriantsitohaina.
Hamaky ny tohiny