• Alakamisy 11 Jona 2020
Sosialy.Toetry ny andro Hiakatra kely ny maripana manomboka anio

Mbola hamirifiry ny hatsiaka rehefa maraina ato anatin'ny telo andro ho avy, raha ny fanazavan’ny sampan-draharaha mpamanatra ny mety ho toetry ny andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Sosialy.Fandrodanana tsena ataon’ny CUA Melohin’ireo mpanolontsain’ny tanàna

Manoloana ny fandrodanana trano tsy ara-drariny ataon'ny CUA tarihin'ny ben'ny tanana Naina Andriatsitohaina, dia mijoro manohitra izany ny fikambanan'ireo mpanolotsaina ny tanana tsy manavaka antoko politika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Sosialy.Fanefana ny faktioran-jiro Hiara-kiasa ny JIRAMA sy ny banky BOA

Mba hanatsaràna hatrany ny tolotra omeny mpanjifany amin’ny alalan’ny fanitarana sy fanamoràna ny fisitrahan’ny mpanjifa ny tolotra omen’ny JIRAMA dia nisy omaly ny fifanaovan-tsonia fifanekem-piaraha-miasa teo amin’ny roa tonta izay manolotra sehatra dimy vaovao hahafahana manefa faktiora na tombam-bidy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Sosialy.Fanodinkodinana vary mora 7 mianadahy nidoboka am-ponja

Olona miisa 7 no nidoboka am-ponja vonjimaika noho ny afera fanodinkodinana vary mora taorian’ny fiakarany fampanoavana ny alatsinainy maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Sosialy.Anosibe Paraky Voasambotra i Félicien mpivarotra rongony

Lehilahy iray antsoina Felicien, 45 taona no tra-tehaky ny polisy avy ao amin’ny PPA Ilanivato mivarotra rongony teny Anosibe Paraky ny Alahady, 07 jona teo tokony tamin’ny 08 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jona 2020
Sosialy.Ihosy Mitaraina ireo mpanondrana omby

Mitaraina ireo mpandraharaha mpanondrana omby alefa anaty fiarabe fitaterana mankany Toamasina ankehitriny noho ny fantiantoka mihoapampana mahazo azy ireo noho ny hafitsoky ny « barrage sanitaire » mihazo an’iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
FTT