Sosialy

Kaominin’Ivato Hahazo fiofanana maimaimpoana ireo very asa


  • Alarobia 09 Septambra 2020

Nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa teo anivon’ny kaominin’Ivato sy ny INPF na ny sampam-pampianarana ambony Malagasy momba ny fampiroboroboana ny asa omaly.

 

 

Hahazo fiofanana maimaim-poana avy amin’ity rafitra ity ireo very asa ao an-toerana noho ny fahamehana ara-pahasalamana, raha ny tanjona napetraky ny roa tonta. Maharitra volana maro ny fiofanana ary efa azon’ireo mila izany atao moa, raha ny fanazavana hatrany ny manoratra anarana, eny anivon’ny biraon’ny kaominin’Ivato. Nisy ny antso nataon’ity kaominina ity sy ny INPF ny amin’ny hiarahan’ireo orinasa ao an-toerana miasa amin’izy ireo ihany koa mba hahazoan’ireo mpiofana fizarana asa.

 J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT