• Alarobia 17 Jona 2020
Sosialy.Fitsarana tany Fianarantsoa Mbola tsy tonga indray ilay voapanga ho nanolan-jaza

Nandeha omaly ny fitsaràna ny raharaha fanolanan-jaza naha voapanga Chef zap rehefa nakarina tao amin'ny fampanoavana na « Cour d'appel », ao Fianarantsoa. Raha ny vaovao voaray dia tsy tonga indray na ny voampanga na ny mpisolo vava azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Sosialy.Rano fisotro madio Distrika 30 telopolo mahery hahazo fampitaovana

Mampanahy tokoa ny lafin` ny rano eto amintsika satria tsy misitraka rano fisotro madio ny 75%n` ny Malagasy. Raha ny tatitra avy amin` ny Water Aid, Malagasy 16 tapitrisa no tsy misitraka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Sosialy.Antsirabe Efa nisy tafaverina ireo nanao vary tany Ambato

Fantatra izao, araka ny vaovao voaray avy any an-toerana, fa efa nisy tafaverina any Antsirabe Vakinankaratra ireo olona nikarama nanao vary tany Ambatondrazaka Alaotra Mangoro ka fiara mpitatitra niisa 4 aloha hatreto no tonga nitondra azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Sosialy.Faktiora midangana sy sesilan’ny Jirama Tsy nifanarahan’ny Filankevi-pitantanana

Hivory eny Ambohimanambola ny filankevi-pitantanan’ny Jirama anio alarobia 17 jona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2020
Sosialy.TANORA MALAGASY Resy lahatra amin’ny Fitsaboana nentim-paharazana ny ankamaroany

Fomba fitsaboana iray nahazo vahana teto amintsika hatramin’ny niparitahan’ny tsimok’aretina COVID 19 ny fitsaboana nentim-paharazana na dia efa ela aza no nisiany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2020
Sosialy.Faktiora midangan’ny Jirama Ahiana hampitroatra vahoaka…

Mampikaikaika ny faktioran’ny Jirama amin’izao fotoana izao, izay roa na telo no tonga ao anatin’ny iray volana noho ilay fomba fiasa vaovao « facturation par lots ».

Hamaky ny tohiny
FTT