- Talata 16 Jona 2020
Sosialy.Fanampiana ara-tsakafo Miala any ny Kaly Tsinjo
Nanambara ny filoha Rajoelina omaly fa hisy ny fametrahana ny atao hoe Kaly Tsinjo na Kaly Mora ho an` Antananarivo, Toamasina, Ambovombe, Tsihombe, Beloha, Bekily, Amboasary, Betroka, Ampanihy.
Hamaky ny tohiny