• Zoma 19 Jona 2020
Sosialy.Fitsarana Hisy fandaminana vaovao ato ho ato

Mbola mitoetra aloha ny fepetra rehetra mahakasika ny fandraisana ny raharaha rehetra eny anivon` ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Sosialy.Fanavaozana ny ao an-tokantrano Raikitra ny fihenam-bidy

Rehefa volana jona toy izao dia maro ny tokantrano malagasy no te hanavao sy hanatsara ny ao an- tokantrano ao. Anisan' ireo orinasa manana tolotra mifanojo amin' izany indrindra ny tranombarotra « Baolai ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Sosialy.Mpivarotra eny Analakely Amin’ny 24 jona no afaka mivarotra farany

Amin’ny 24 jona ho avy izao no afaka mivarotra toy ny mahazatra farany ireo mpivarotra eny Analakely manomboka eny amin’ny RM1 ka hatreny Soarano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Sosialy.Belalanda Tokantrano 3000 ho vatsiana herinaratra

Napetraka omaly ny vato fototr’ilay ivotoerana famokarana herinaratra ao Mangily, kaominina Belalanda, distrikan’i Toliara-II. Tokantrano miisa 3 000 tafo no hisitraka ny herinaratra 400 KW vokarina avy amin’ity toerana ity, raha ny fanazavana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Sosialy.Ejeda Ampanihy Tafakatra 700 ar koa ny kapoakan’ny vary fotsy

Tsy mitsahatra miakatra miakatra hatrany ny vidim-piainana any Ejeda distrikan’Ampanihy Faritra Atsimo Andrefana raha ny fitarainan’ny mponina any

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Sosialy.Fanodinkodinana 20 tapitrisa tamina banky Fito mianadahy no voasambotra

Olona miisa fito mianadahy ka vehivavy ny roa no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany voalohany etsy Analakely noho ny resaka fanodinkodinana vola mitentina 20.000.000 Ariary tao amina banky iray teto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT