Sosialy

Nosy Be Hell-Ville Nihena ny fanampiana avy amin`ny fitondrana


  • Alakamisy 10 Septambra 2020

Nisy ny fivoriana amin'ny efitrano malalaky ny prefektioran` i Nosy Be omaly niarahan` ireo olom-panjakana any an-toerana nandinihana ny fomba hitantanana ny fizarana fanampiana ho an` ireo marefo ara-pivelomana.

 

 

 

 Amin` izao fahamehana ara-pahasalamana izao mantsy dia maro ny tranga hita sy re manerana ny nosy momba ny fizarana ny fanampiana. Anisan` ireo hisitraka izany ity distrika ity ary efa natao ny lamina rehetra handrindrana ny fizarana izany. Tsy fantatra anefa ny tena antony fa dia nihena, tsy araka ny namaritana azy teo aloha ny anjara vary fanampiana avy amin'ny fitondram-panjakana natokana ho an'ny Nosy Be.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT