Sosialy

Tsena Ambalavao Isotry Tongo-by halatra maro nogiazana


  • Alatsinainy 14 Septambra 2020

Tratra teny amin`ireo biraokatera ireny eny amin` ny tsenan` Ambalavao Isotry ireo tongo-by be dia be nisy nangalatra tamina toerana maro teto an-drenivohitra izay tratra namidy an-tsokotsoko.

 

 

 

 Marihana fa fananam-panjakana ireo tadim-by sy tngom-by ireo rehefa nasiana sainam-pirenena andro vitsivitsy lasa izay. Taorian` ny fanadihadiana nataon` ny teo anivon` ny Kaominina Antananarivo Renivohitra dia fantatra tsy nanana taratasy fanamarihana ny mpivarotra izay nahatrarana ireo entana halatra. Nanambara moa ny teo anivon` ny CUA fa atsangana ny delege manarina ireo entana amidy eny an-tsena. Vokatry ny fiaraha-mientana teo amin`ny CUA, mpitandro filaminana, mpivarotra ary olon-tsotra no nahafahana nahazo izao vokatra izao.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT