Sosialy

Fiahiana ireo tsy manan-kialofana Notolorana fanampiana ny tetsy Anosizato


  • Alatsinainy 14 Septambra 2020

"Tsy mifidy volon-koditra, tsy mifidy toerana aleha ny fitondram-panjakana mikaroka fanampiana sy manatanteraka asa sosialy ho an'ny vahoaka" hoy Angelica Michelle,

 

 

 Minisitry ny Mponina ny sabotsy teo raha tonga teny amin'ny Akany Iarivo Mivoy nanolotra fanampiana ho an'ireo fianakaviana tsy manan-kialofana. Marihana fa napetraka vonjimaika ao amin` io akany io ireo tsy manan-kialofana noho ny fahamehana ara-pahasalamana vokatry ny coronavirus. Araka izany, vary 6525 kilao, voamaina 950 kilao ary menaka 620 litatra avy amin'ny fiaraha-miasa amin'ny PAM no natolotra ireto fianakaviana 80 (204 olona) ireto. Miara miasa akaiky moa ny kaominina Antananarivo Renivohitra sy ny Ministeran'ny Mponina amin` izao fiahiana ny tsy manan-kialofana izao.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT