Sosialy

Maroantsetra Zazavavy 16 taona, hita faty niantona


  • Talata 22 Septambra 2020

Zazavavy kely iray vao 16 taona monja, mpianatry ny CEG Ambodiaramy no hita faty niantona teny ambony hazo ny sabotsy teo tao Ambodiaramy ihany. Efa tsy nisy fofon’aina intsony ny anaovavy vao nisy nahita ny vatana mangatsiakany.

 

 Ahiana ho olana nisy teo aminy sy ny Ray aman-dReniny no nahatonga izao heverina fa famonoan-tena tampoka izao. Matetika ny nitaraina izany tamin’ireo olona akaiky azy mantsy ity tovovavy ity fony fahavelony ka naleony nandao ny tany. Maro moa ireo olona manana ahiahy ny amin’ny mety ho tsy nahavitan’ity tovovavy ity irery izao famonoan-tena nataony izao. Ny fanadihadiana hataon’ny mpitandro ny filaminana ihany moa no hamaritra ny tena marina.

 

Pati

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT