Sosialy

Faritra Androy Herintaona tsy nisy rotsak'orana


  • Talata 15 Septambra 2020

Rivotra sy hain'andro no iainan’ny mponina any amin’ny Faritra Androy. Herintaona tsy nisy rotsak'orana tamin’iny faritra iny.

 

 

Vokatr’izany dia tsy misy antenaina ny fambolena sy fiompiana izay mba fiveloman’ny eny ambanivolo. Voatery amidy mora ny vorontsiloza sy ny osy sy omby eo ampelantanana hividianana rano sy sakafo hohanina, toy ny mangahazo, katsaka. Manao antso avo ny vahoaka ny mba hahazoan’izy ireo tohana ara-tsakafo.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT