Sosialy

Kaominina Antananarivo renivohitra Nankasitraka ireo tsara naoty tamin’ny CEPE


  • Talata 06 Oktobra 2020

Nankasitraka manokana ireo ankizy tsara naoty indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE farany teo ny kaominina Antananarivo renivohitra, tarihin’ny Ben’ny tanana Naina Andriantsitohaina.

 

 

Miisa 30 mianadahy izy ireo, dimy isaky ny Boriborintany 6.Ankoatra ny mari-pankasitrahana izay natolotra azy ireo mba hanaovany ny tsara kokoa hatrany dia notolorana fitaovam-pianarana ihany koa izy ireo hahafahany miatrika ny taom-pianarana vaovao niampy ilay boky mitondra ny lohanteny hoe :Diary Nofy. Tanjona ny hamporisihina ny ankizy hatrany ho tia sy hamaky boky izay loharanon’ny fahalalana rehetra na dia eo aza ny fivoaran’ny teknolojia amin’izao fotoana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT