Sosialy

Tontolon’ny fambolena Nanome tohana 824 677 ny FIDA


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Nahazo tohana 824 677 dolara Amerikanina avy amin’ny FIDA (Fond Intérnational de Développement Agricole) I Madagasikara, tafiditra ao anatin’ny fanohanana ny RPSF (Relance en Faveur des Populations Rurales Pauvres),

 izay tan-tsoroka ho an’ny mponina sahirana eny ambanivohitra. Tetikasa hoenti-manatanteraka ny fandaharan’asa PACPA (Projet d’Appui à la Commércialisation des Produits Agricoles), izany hoe hanohanana amin’ny fahafaha-mampivelatra ny tsena ho an’ny vokatra. Setriny tamin’ny fangatahana nataon’ny Minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono mba hanomezana tosika ny tantsaha miisa 15000 io. Hisy, ohatra, ny fametrahana Ivon-toerana miisa 5 na « centre agribusiness », hovelarina ny ivon-toerana fifanomezam-baovao momba ny tsenan’asa amin’ny alalan’ny fanomezana vahana ny vovonana « Bazarmada », izay eo ambany fitarihan’ny Antenimieran’ny varotra, izay misy 11 eo amin’izao fotoana izao.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT