Sosialy

Amoron`i Mania Kaominina 30 no hisitraka rano fisotro madio


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Nihaona tamin` ny Lehiben'ny Faritra Amoron'i Mania ny mpandrindra ara-paritra amin` ny CARE-Rano WASH Rajaona Herizo.

 

 

 

 Raha tsiaivina, ny CARE-Rano WASH dia anisan'ireo tetikasa manantateraka asa fampandrosoana any amin` ity faritra ity amin'ny alalan'ny fanetanana izay atao eny ifotony mikasika ny Rano Fidiovana sy Fanadiovana (RFF) izay iarahana miasa amin` ny Minisiteran` ny Rano, ny Fidiovana sy Fahadiovana. Manampy betsaka ny Faritra Amoron'i Mania tamin'ny fanentanana sy fanofanana ary fampitaovana noentina niady tamin'ny Covid 19 ity tetikasa ity. Kaominina 30 no iasan'ny CARE-RANO WASH ao Amoron'i Mania ka nanamafy io fiaraha-miasa io ny mpandrindram-paritra vaovao ny CARE-RANO WASH sy ny lehiben` ny faritra omaly, momba ny fisitrahana rano fisotro madio.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT