Sosialy

Fanatsarana fanjonoana ao Nosy be Mpanjono madinika miisa 1500 no miatrika fiofanana


  • Alakamisy 08 Oktobra 2020

Ao anatin’ny fanampian’ny tetikasa SWIOFish 2, ny fitantanana momba ny varotra sy ny fampiroboroboana ny vokatra an-dranomasina sy an-dranomamy dia nirotsaka amin’ny fanampiana ireo mpanjono madinika,

 hoy ny fampitam-baovao. Amin’ny alalan’ny fampiofanana ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’izy ireo sy ny fizarana fitaovana enti-mampiodina sy mampiroborobo izay vokatra izay moa no hanatontosan’izy ireo izany. Efa natomboka tao Nosy be ny fiandohan’ity volana ity izy io ary miisa 1500 hatreto ireo miatrika izany. Hitohy amin’ireo faritra manodidina kosa ny tetikasa. Isany ny ao Melaky sy DIANA ary ny helo-dranon’i Antongil. Ho an’ny faritr’i DIANA moa dia miompana manokana amin’ireo faritra antsoina hoe BATAN, izany hoe, ny helo-dranon’Ampasimbava, ny ao Tsimipaika, Ambaro ary ireo vondronosy ao Nosy be, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT