PFNOSCM

Vohifiraisana Hanamafy ireo rantsamangaika any amin`ny faritra


  • Talata 20 Oktobra 2020

Nanatanteraka atrikasa hahafahana hamaritra ny asan` ireo rantsamangaikany amin` ireo faritra 22 manerana ny nosy ny firaisamonim-pirenena PFNOSCM/ Vohifiraisana.

 

 

 Ny tanjona dia hanamafisiana ny fiaraha-miasa misy aminy sy ny FORUS amin`ny alalan` ny tetikasa “Forum international des plateformes nationales ONG plus solide pour un impact plus grand sur les politiques publiques » izay vatsian` ny Vondrona Eoropeanina sy AFD vola. Andraindraina amin`ity atrisaka ity hatrany ny fanatsarana ireo teboka amin` ny drafim-pamdrindrana sy ny fifandraisana amin` ny andrimpanjakana eo anivon` ny PFNOSCM sy PFROSC mba hahazoana drafitra mamaritra ny paikady apetraka ho amin` ny taona 2021-2025 ary ho fanatsaràna ihany koa ireo rantsamangaika eny anivon` ireo faritra 22 manerana ny nosy.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT