Sosialy

Tsy fanjarian-tsakafo Mitohy ny ady


  • Zoma 23 Oktobra 2020

Mitohy ny ady amin` ny tsy fanjarian-tsakafo raha ny fanambaran` ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitriniala Jean-Louis Rakotovao, omaly.

 

 Mbola mijanona manohy ny asany any amin` ireo disitrika voakasikin` ny tsy fanjarian-tsakafo ireo mpiasan`ny fahasalamana nalefa hanampy izay efa any an-toerana. Mitohy ihany koa ny fandraisana an`ireo mponina amin`ny fanomezana tohana ara-tsakafo sy tohana ara-medikaly. Misy ihany koa ny fanamby napetrakin` ny fitondram-panjakana amin`ny fandefasana sakafo any amin`ny faritra atsimo. Nambarany hatrany fa ao anatin` ny fijerena ny toerana hanaovana “centre de récupération nutritionnelle et médicale », izany hoe tsaboina ara-pahasalamana izay voakasikin` ny tsy fanjarian-tsakafo.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT