Sosialy

Alaotra Mangoro Nomena fiofanana ireo tanora


  • Zoma 30 Oktobra 2020

Tanora 93 no nisitraka fampiofanana amin'ny taranja informatika, "électricien batiment" ary ny "machiniste ouvrier" avy amin` ny sampan-draharahan’ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Alaotra Mangoro.

40 mianadahy no niofana momban’ny informatika, izay naharitra iray volana. Tanora miisa 40 kosa no niofana mahakasika ny sampana "éléctricien Batiment" izay naharitra 10 andro ary tanora 13 ho an'ny sampana " Machiniste ouvrier" izay notanterahina mandritry ny 3 volana. Tombontsoa manokana ho an’ny tanora izao fanofanana izao, satria afaka miatrika ny tsenan’ny asa avy hatrany izy ireo aorian'ny fiofanana.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT