Sosialy

Fitalevam-paritry ny asam-panjakana Napetraka ny vatofotry ny birao any Androy


  • Talata 03 Novambra 2020

Araky ny fampanantenana izay napetraky ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan'Asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy Ramatoa Gisèle

 

Ranampy, dia notanterahina omaly 02 novambra ny fametrahana ny vato fototra ho an'ny fitaleavam-paritry ny Minisitera ho an'ny faritra Androy. Miisa sivy (09) ireo trano voalaza fa haorina ho an'ireo fitaleavam-paritra izay ho tanterahina mba hanatsarana hatrany ny fikirakirana ny Asam-panjakana ho an'ireo mpiasa sy ireo mpisitraka asa eo anivon'ny Minisitera. Hezahina ho manara-penitra avokoa ireo birao fiasana rehetra any amin'ny faritra raha ny fampanantenana nataon’io Minisitra io nandritra ny lahateny izay nataony.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT