Sosialy

Fizarana ny fanampiana kere any atsimo Napetraka hanara-maso ny komity manokana


  • Alatsinainy 02 Novambra 2020

Mba hahafahana mandrindra araka ny tokony ho izy ny fizarana ireo fanampiana ho an’ny kere any atsimo dia napetraka any an-toerana ankehitriny ny komity manokana hanara-maso izany na ny komity fandrindrana ny ady amin’ny ker

 

 

 e. Ny governoran’ny faritra androy sy ny prefe ao an-toerana no mitarika ny komity. Efa maro moa, raha ny fanamarihana, ireo vondrona sy fikambanana nahatonga izay fanampiana izay ka mba hialana amin’ny ahiahina tsy fangaraharahana dia ho ampahafantarina tsy tapaka ao anatin’ny pejy fesibokin’ny governoram-paritra Androy ny anaran’ireo mpanome sy ny fanomezany. Hisy sertifika ho marik’izay fanomezana izay hatrany ihany koa isak’ireo mpanome tonga, hoy hatrany ny fampitam-baovao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT