• Alakamisy 20 Aogositra 2020
Sosialy.Voina am-perin’asa Mila famonjena maika ireo roalahy nipoahan’ny vato

Lehilahy roa zanak’olom-pianadahy no indray naratra mafy ny sabotsy teo teny Ivato Anjomakely, rehefa nipitihan’ny vato napoakany tamin'ny vanja. Zazalahy kely 15 taona ny iray tamin’izy ireo raha 26 taona kosa ilay iray, izay samy nanampy ireo Ray aman-dReniny amin’ity asa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Sosialy.Chef Mbinina « Aza entina manonofy ao Antananarivo intsony ny olona »

Asa mampanakarena ny fambolena sy fiompiana, hoy Randrianaivo Ambinintsoa Arson na Chef Mbinina, filoha mpanorina ny orinasa malagasy La Gastronomie Pizza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Sosialy.Fitsinjovana ireo Zokiolona Hatsaraina, haparitaka ny fizarana «pension »

Hatsaraina ny fomba fizarana ny vola fisotroan-dronono eto amintsika manomboka izao raha araka ny fanazavan’ny Tale Jeneralin’ny Tahirim-bolam-panjakana nandritra ny fitsidihany ifotony nataony teny amin’ny « Perception Principale Avaradrano ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Sosialy.Hihety no nivoahana ny trano Maty an-drano ilay tovolahy tokony hiatrika BEPC

Tovolahy iray, 16 taona, no maty an-drano omaly raha nitsaka ny reniranon'i Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Sosialy.Fampodiana teratany Malagasy 3 tapitrisa Ariary ny tapakila iray avy any Inde

Mitohy ny fampodiana an-tanindrazana ireo Malagasy tavela tany ivelany taorian’ny nikatonan’ny sisintany malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2020
Sosialy.Fahatapahan’ny famatsian-drano Fantsona tranainy vaky teny Nanisana no fositra

Fantson-drano tranainy mitondra rano fisotro madio 800 m³ isan’ora no vaky teny amin’ny Rond point Nanisana nandritra ny famindran-toerana sy fanovana azy ho vaovao ao anatin’ilay tetikasa goavam-be fanamboarana ny Rocade Est eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT