• Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Antsirabe Maty ireo roalahy latsaka tanaty lava-drano

Roalahy no indray latsaka tao anaty lava-drano ny faran’ny herinandro teo tao Ambohidravaka, Antsirabe I ary samy namoy ny ainy avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Famatsiana herinaratra Ny atsy voalamina, ny aroa mikorontana

Efa vita ny asa fametrahana tahirina herinaratra na “transformateur” vaovao ho an’ireo fokontany miisa 2 dia Ambohimirary sy Ivanja Ambohitsoa, hoy ny avy eo anivon’ny Jiro sy rano Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Fitaterana an-tsokosoko Olona 17 tratra saika hiondrana atsy Mayotte

Tra-tehaky ny zandary tao Ampasimbary Kaominina Antafiambotry Distrika Ambanja, ny sabotsy teo, ny andian'olona saika hiondrana an-tsokosoko amin’ny lakana misy motera hiazo an’i Mayotte.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Kaominina Ampitatafika Tsy ampy handoavana ny karaman’ny mpiasa ilay fanampiana azo

Efa azo tamin’ny herinandro teo ilay fanampiana 15 tapitrisa Ar anjaran’ny kaominina Ampitatafika avy amin’ny Fitondram-panjakana. Na izany aza anefa dia nomarihin’ny Ben’ny tanana Rado Ramparaoelina fa tsy ampy nandoavana ny karaman’ny mpiasa izany izay tafakatra 17 tapitrisa Ar.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Androka -Tsarazaza Simban’ireo mpitrandraka volamena ny lakan-drano

Manaitra ny sain’ny manampahefana mahefa eto amin’ny firenena ny any

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Karinem-pokontany manara-penitra Tapitra ny tapa-bolana nolazain’ny Filoha

Ny 08 aprily 2020 no nilazan’ny Filoha Andry Rajoelina fa hatomboka ny “digitalisation” na ny fanadihadiana sy fanisam-bahoaka ahafahana antontan’isa sy antontan-kevitra mazava momba ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT