• Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Tsinjo Fameno CNaPS 24 213 no antontan-taratasy voaray hatreto

Ho fanohanana manokana amin` izao hahamehana ara-pahasalamana izao ny sehatra tsy miankina araka ny nampantenain` ny Filoha Rajoelina, dia niroso tamin`ny hetsika “Tsinjo Fameno” ny teo anivon` ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Sosialy.Kaominina Antananarivo Renivohitra Mpiasa 155 tsy nahazo karama 8 volana

Mpiasa misahana ny lafiny fanangonan-ketra na “regisseurs auxiliaires” miisa 155 miasa eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra na ny CUA no mitaraina amin’izao fotoana izao, fa tsy nandray karama nandritra ny 8 volana, araka ny fanambaran’izy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Sosialy.Traboina eny 67 ha Fianakaviana 161 tsy mahita aleha

Fianakaviana 161 tamin’ireo miisa 500 traboina vokatry ny haintrano nitranga tetsy Andohatapenaka ny volana Jona lasa teo no tsy mahita aleha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Aogositra 2020
Sosialy.Antananarivo Renivohitra Hisy lalana hitondra ny anaran’Andriamanjato sy Razanamasy

Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana ny filankevitra monisipalin’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Sosialy.Antananarivo Tanàna maro no mijaly rano

Ankerana Ankadindramamy, Soamanandrariny, Ambatobe, Mandrosoa, Masinandriana, Analamahitsy Cité, Analamahitsy Tanàna, Andranobevava, Andrononobe, Andafiavaratra, Ambohitrarahaba,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Sosialy.Maitre FRAM Amboasary Sud Lasa mivaro-drano hividanan-kanina

Misedra ny mafy ireo mpampianatra FRAM ao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Amboasary Atsimo.

Hamaky ny tohiny
FTT