Sosialy

USAID miady amin’ny Kere Nanolotra 100 tapitrisa dolara tato anatin` ny 5 taona


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Nihaona tamin’ireo mpiara-miombon`antoka vaventy ny filoha Rajoelina ny

 

 

alakamisy lasa teo mba handinihana ny vahaolana enti-miady amin` ny kere mampijaly ny mponina any atsimon` ny nosy. Ny Vondrona Eoropeanina, ny PAM, ny UNICEF ary ny USAID no niara nidinika tamin` izany.Tsy vao izao moa ity ady amin` ny tsy fanjarian-tsakafo ity raha ho an`i Madagasikara. Ny Amerikanina sy ny USAID no nanome fanampiana voalohany, ho fampandrosoana ny tapany atsimon` ny nosy. Fantatra fa 100 tapitrisa dolara izany tato anatin` ny 5 taona.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT