Sosialy

Tsihombe Tokatrano 4000 no nisitrika fanampiana


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Mbola mitohy foana ny fitsinjarana ireo famatsiana ara-tsakafo avy amin'ny fikambanana BAOBAB.

 

 

 

 “Tokantrano maherin` ny 4 000 no nozaraina vary 6kg, tsako 3kg, mangahazo 8 kg, voamasina 2 kg, menala 1 l, siramamy, soupe 4, ronono soja, fitafy 3 , bidon 20 l, ronono mandry 1 kg, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao Tsihombe Masy Goulamaly. Omaly dia nisy fiaraha-misakafo niarahana tamin` ireo tena marefo 400, ao Tsihombe antapontanana. Ny sabotsy lasa teo dia tokantrano 200 no nisitraka izany tao amin` ny centre Bevitike, Kaominina Tsihombe ary 400 kosa tao Agnaretake, kaominina Behazomanga. Herinandro manijitra no niatrehana izany hetsika izany. Nitondra fisaorana ho an` ireo rehetra nifanomé tànana ity depiote ity ka naha-tontosa izao hetsika izao.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT