Sosialy

Famatsiana rano fisotro madio Handefasana “camion citerne” ny faritra Androy


  • Alatsinainy 23 Novambra 2020

Nisy ny fivoriana niarahana tamin’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny ao

 

 

 

Beloha – Faritra Androy nijerevana ny vahaolana maharitra, indrindra amin’ny famatsiana rano ity Faritra ity ny sabotsy lasa teo. Ka tapaka fa handefasana “camion citerne” mamatsy rano aloha ireo toerana tena mila izany, ary ho jerena ny fomba hanitarana ireo “pipeline” efa misy amin’izao ka hitombo ny isan’ireo kaomina mahazo rano.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT