• Alarobia 26 Aogositra 2020
Sosialy.Orinasa afakaba Nikatona ny 4 tamin’ireo mpikambana GEFP

Sehatr’asa isany nitondra nisedra fahasahiranana tao anatin’izao fahamehana ara-pahasalamana noho ny valanaretina coronavirus izao ny orinasa afakaba. Ho an’ireo mivondrona eo anivon’ny GEFP (Groupement des Entreprises Franches et Partenaires)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Sosialy.Ambatofotsy sy Andramasina Frezy 15 kg isan’andro sisa no lafon’ny mpamboly iray

Mahatratra 1 taonina isan’andro ny vokatra frezy miakatra eto an-drenivohitra avy any Ambatofotsy sy Andramasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Sosialy.Fiarahamonina Malagasy Lasa tahaka ny mihinam-bary ny mamono olona

Gadra maro no tafavoaka ny fonjan` i Farafangana ny alahady lasa teo. Taorian` ny hazalambo nataon` ny mpiandry fonja sy ny mpitandro filaminana, nandriaka ny rà ka maty voatifitra ny 20 tamin`ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Sosialy.Toliara Mpirahavavy niharan’ny fanararaotana ara-nofo

Mirongatra ny fanolanana ankizy ao Toliara. Nanomboka tamin’ny volana martsa teo no mankaty ohatra dia miisa 26 ireo tranga nisy ka ny 6 tamin’ireo dia tamin’ity volana Aogositra ity avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Aogositra 2020
Sosialy.Vatsy tsinjo - Boriborintany faharoa Nidina nanara-maso minisitry ny filaminam-bahoaka

Ny Polisim-pirenena no niandraikitra ny fanisana ireo olom-pirenena eny amin'ny boriborintany faharoa mahaksika ny fanomezana sosialim-bahoaka ho an'ny mponina eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Sosialy.Antananarivo Nisy haintrano miisa 27 tamin’ny volana jolay

Nahatratra 27 isa ireo haintrano niseho teto Antananarivo tamin’ny volana jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT