• Zoma 11 Septambra 2020
Sosialy.Fanampiana ireo mpiasa marefo Nahangona 300 tapitrisa ariary ny GEM

100 000 ireo mpiasa very asa nanomboka tamin’ny fiandohan’ny krizy, araka ny tatitry ny GEM na ny Vondron’ireo Orinasa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana Mihevitra fa mandoa “ticket”dia lasa ara-dalàna

Saika manerana ny Renivohitra ny fivarotana an-dalambe. Tsy voavahan` ny kaominina, ny mpitandro filaminana, ny prefektiora sy ny tomponandraikitra samihafa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Septambra 2020
Sosialy.Tetikasa Welight Tanàna roa vaovao indray no nahazo herinaratra

Tokantrano mihoatra ny 10.000 isa no efa nahazo herinaratra tamin’ny Welight hatreto hatramin’ny fotoana niasan’ity tetikasa ity teto Madagasikara. Na dia ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana aza anefa isika dia mitohy hatrany ny asan’izy ireo hahafahana miady amin’ny tsy fandriampahalemana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Sosialy.Nosy Be Hell-Ville Nihena ny fanampiana avy amin`ny fitondrana

Nisy ny fivoriana amin'ny efitrano malalaky ny prefektioran` i Nosy Be omaly niarahan` ireo olom-panjakana any an-toerana nandinihana ny fomba hitantanana ny fizarana fanampiana ho an` ireo marefo ara-pivelomana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Sosialy.Tontolo iainana ao Ranomafana Ho ambenana zandary manokana

Tsy nijanona nanao ny asa fampandrosoana ny kaominin’I Ranomafana na teo aza ny fihibohana, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana, Barthelemy Samuel Ravelonasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Sosialy.Tolotra Miarina Ny fambolena no mitazona ny laharana farany

Miisa 301 ireo orinasa nisitraka ny tolotra Miarina, izay hanohanana ny fiarenan` ny orinasa Malgasy rehetra, hatramin` ny 01 septambra lasa teo. Mitentina 16 855 700 000 ariary ny fitambaran` ny fanohanana ka 55 999 003

Hamaky ny tohiny
FTT