Sosialy

Androka Ampanihy Nahomby ny fandavahana nikarohana rano


  • Alarobia 09 Desambra 2020

Taorian'ny tetikasa fanaovana « forage » na fandavahana maro tao amin'ny

 

 

Kaominina Ambanivohitra Androka, Distrikan’Ampanihy, izay nataon’ny nataon’ny fitondram-panjakàna, teo ambany fiahian’ny Ministeran’ny rano.dia nahitam-pahombiazana izany, ary efa mandeha tsara ny rano, araka ny tatitra nataon'ny Solombavambahoaka ao an-toerana Marco Tsaradia. « Mandeha ireo rano ireo ary tena matsiro tsara, mponina an’arivony no voavaha olana amin’ny resaka rano. Tena faly sady mankasitraka izahay fa tohizo tohizo, alefa alefa hatrany, fa mbola be no sisa... Izahay manohana sy manampy arak’izay azonay atao hatrany, hoy io depiote vao erotrerony io.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT