Sosialy

Fampiasana olona hivaro-tena Lehilahy iray no tratra teny Ankadikely Ilafy


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Lehilahy iray 25 taona no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisaria

 

 

afovoany Avaradrano ny 09 desambra lasa teo teny Andrononobe kaominina Ankadikely. Raha araka ny fantatra dia mampiasa olona hivaro-tena ( proxénètisme et exploitation sexuelle ) ity lehilahy iray ity amin’ny alalan’ny tranon-kala. Ny 09 desambra teo no nahazoana loharanom-baovao mahakasika azy. Nidina teny an-toerana avy hatrany ny Polisy nijery ny zava-nisy ka tamin’ny fisavana ny tranony no nahitana ilay lehilahy tompon-trano sy ireo vehivavy miisa dimy izay hampanaoviny izany asa mamoafady izany. Marihina fa 20 ka hatramin’ny 24 ny salan-taonan’ireo vehivavy dimy tao aminy. Mitohy hatrany ny fanadihadiana.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT