• Alarobia 09 Septambra 2020
Sosialy.Vahoaka Malagasy Efa an-tsoso-koditra ny fahasahiranana

Sahirana ny 99,9%n’ny malagasy, hoy ry zareo avy eo anivon’ny rodoben’ny mpanohitra izay rehefa mandinika ny raharaham-pirenena eto Madagasikara vokatry ny fanakatonana ireo seha-pihariana samihafa teto Madagasikara hampanarahana ny fepetra ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Sosialy.Kaominin’Ivato Hahazo fiofanana maimaimpoana ireo very asa

Nisy ny fifanaraham-piaraha-miasa teo anivon’ny kaominin’Ivato sy ny INPF na ny sampam-pampianarana ambony Malagasy momba ny fampiroboroboana ny asa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Sosialy.Tsy fahazoana fanampiana Nanakan-dàlana ny mponin’Ambohijanaka

Nidina an-dalambe ny mponina teny Ambohijanaka omaly noho ny fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno. Nahazo Bongatsara, Andoharanofotsy, Ankaraobato, Ifarihy,…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Sosialy.Posy sy sarety Mety ny tsena hatramin’ny nisian’ny Vatsy Tsinjo

Nandeha be tokoa ny asan’ireo mpitarika posy sy sarety eto an-drenivohitra hatramin’ny nisian’ilay hetsika fizarana Vatsy Tsinjo hataon’ny Fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Sosialy.Vakinankaratra Tezitra amin’ny fanjakana ny tantsaha

Fihetsika hafa kely nitondra hafatra no nentin’ireo tantsaha mpiompy mpamokatra ronona tany Vakinankaratra naneho ny alahelony ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Sosialy.JIRAMA Mandroso ny asa fanoloana ireo fantsona tranainy

Mandroso ny asa fanoloana ireo fantson-dranon’ny JIRAMA tranainy sy manary rano eny amin’ny Fokontany Anjanahary II O, izay fiaraha-miasan'ny JIRAMA sy ny orinasa Afrika Tatsimo TRG International.

Hamaky ny tohiny
FTT