Sosialy

Vanin’andro fety Misy ireo magazay manao fanomezana


  • Alatsinainy 14 Desambra 2020

Amin' ny Vanin’andro toy izao, dia maro ny entana tsara kalitao, azo hatao

 

 

fanomezana izay hita ao ao amin ' ny Tranombarotra « Baolai » Bazar - be Toamasina, Analakely sy etsy Soarano. « 17 taona izao no nisiny ny Tranombarotra ary izahay no masivoho ny marika hisense teto Madagasikara efa 10 taona izao. Ao anatiny izany ny laser tv 100" ( misy antoka 1 taona), climatiseurs portatifs, four micro- onde, réfrigérateur, Smart tv sy télé Led ( misy antoka 1 taona), machine à laver, Gsm » hoy ny tompon' andraikitra. Ary efa nanomboka ilay « Bazar de Noël spécial » ao amin' ny rihana voalohany ny « Laibao Center » etsy Analakely. Mbola maro ny trano heva azo hofaina tsy misy « caution », manomboka 800 000 Ariary ny hofany ny iray amin' izany mandritra ny 1 volana. Ny antsipirian' izany rehetra izany dia hita ao amin' ny « site web » sy ny pejy fb : baolai. « Misy hatrany ny fihenam-bidy amin' ireo entana samihafa ato aminay hatramin' ny 15 janoary 2021 ho avy izao, izay mifanaraka amin'ny filana sy ny fahefa-mividin’ny tsirairay. » hoy hatrany tompon' andraikitra. Ao ny panneaux solaires, subwoofer, table de mixage.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT