• Alatsinainy 07 Septambra 2020
Sosialy.Bongatsara ` Mbola tsy nisy ny fizarana fanampiana

Tapitra anio (TTF : ny sabotsy teo) ny fizarana ny fanampiana ny vahoaka izay nianjadian'ny fihibohana nandritra izay telo volana izay, hoy ny filohan’ny fikambanana Tanora mandray andraikitra, Tsiry Andriamihantasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Septambra 2020
Sosialy.Malagasy nody an-tanindrazana 7 tamin’ireo 800 tonga no voan’ny Coronavirus

Na dia efa manao fitiliana aza ireo tera-tany Malagasy tavela tany ivelany tonga mamonjy fodiana eto an-tanindrazana dia mbola misy ihany ireo fantatra fa mitondra ny tsimok’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Sosialy.Volamena ao Vohilava Mifampitana ny Depiote sy ny Lehiben'ny Distrika

Nikasa ny hanao fitokonana ny mponina ao Vohilava, omaly, tsy manaiky ny fitrandrahana volamena manimba tontolo iainana ao an-toerana ataona Sinoa. Nilaza ny depioten’i Mananjary

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Sosialy.Vokatry ny tantsaha hatao vatsy tsinjo Nividy karaoty, ovy, laisoa ny fitondrana

Karaoty 10 taonina, ovy 10 taonina, laisoa 5000 no novidian’ny fitondram-panjakana nanomboka omaly. Novidiana tamin’ny vidiny ara-drariny. 600Ar ny kilaon’ny karaoty, raha 450Ar no hakan’ny mpanangom-bokatra tany amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Sosialy.Fandaminana ny CEPE Tena niasa sy nanampy ny polisy

Te hitoraka voninkazo ireo polisim-pirenena niasa nanampy ny fandrindrana teny amin'ny toeram-panadinana CEPE androany (TTF: Omaly) aho,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Septambra 2020
Sosialy.Morafeno Morondava Lehilahy 31 taona nanolana zazakely 12 taona

Lehilahy iray 31 taona no nanolana zazavavy kely vao 12 taona monja tany Morafeno, kaominina ambanivohitra Bemanonga distrikan’i Morondava ny 28 Aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT