Sosialy

Fitsarana miaramila Maro ireo vehivavy bevohoka sy mitaiza kely


  • Zoma 18 Desambra 2020

Maro ireo vehivavy bevohoka sy mitaiza kely notsaraina miaramila teto

 

 

 

Antananarivo renivohitra sy ny manodidina raha araka ny fampitam-baovao azo teo anivon’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena. Manana tanjona tsara avokoa izy ireo na dia efa hiatrika adidy amin’ny maha-Renim-pianakaviana azy aza toy ny faniriana ny handeha hila ravinahitra any ivelany, ny mba hahafahana manohy fianarana sy hidirana ho mpiasam-panjakana… Mbola nohamafisin’ireo tompon’andraikitra araka izany fa ny tratran’ilay vehivavy no refesina, jerena ihany koa ny fitempon’ny fony sy ny taovam-pisefoany saingy notsindrian’izy ireo manokana kosa fa tsy misy fanaboridanana olona araka ny feo hiniana haely. Tsy misy ihany koa hoy izy ireo ny fanasaziana na fampijaliana toy ny fampanaovana paompy….Marihina moa fa tamin’ny talata sy omaly alakamisy ny fitsarana miaramila ireo vehivavy teny amin’ny kianjaben’i Betongolo raha anio sy tamin’ny Alarobia lasa teo kosa ny an’ireo lehilahy.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT