Sosialy

Bealanana Alika romotra nanaikitra olona 8


  • Alatsinainy 21 Desambra 2020

Olona miisa 8 no nokaikerin’ny alika romotra tany amin’ny distrikan’i Bealanana raha araka ny vaovao azo.

 

 

 Voa mafy avokoa ireo olona izay nifanehitra taminy raha araka ny fantatra ka nisy tratra tany amin’ny tongony ny sasany, nisy ihany koa voa teo amin’ny valahany izay marihina fa alika mirenireny eny an-dalambe avokoa. Ho an’ity zazalahy kely iray amin’ny sary ity ohatra dia teo amin’ny tarehiny mihitsy no lasibatra ary tena naratra mafy. Mpanao gazety iray nandeha teny an-dalana ihany koa no lasibatra ka naratra mafy. Hangatahin’ny mponina any an-toerana araka izany ny hanaovana operation hamonoana ireny alika mirenireny hisorohana ny loza mety hitranga tahaka izao.

Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT