• Talata 20 Oktobra 2020
Sosialy.Fikambanana Assanati Famo Gidraka Nanampy mpiara-belona an-jatony

Betsaka ireo olona sahirana teto amin’ny firenena vokatry ny fihibohana. Ankoatra ireo very asa mivantana dia tsy vitsy ireo nihitsoka tanteraka mihitsy ny fitadiavany toy ireo mpanankato nanerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
PFNOSCM. Vohifiraisana Hanamafy ireo rantsamangaika any amin`ny faritra

Nanatanteraka atrikasa hahafahana hamaritra ny asan` ireo rantsamangaikany amin` ireo faritra 22 manerana ny nosy ny firaisamonim-pirenena PFNOSCM/ Vohifiraisana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Sosialy.Ady amin’ny kere Hiverina any Androy ny Filoham-pirenena

Ny 22 oktobra izao no hotokanana ny « Centre de Rehabilitation Nutritionnelle et Médicale » izay ivon-toerana iadiana amin`ny kere any amin`ny faritra Androy, izay iarahan` ny minisiteran` ny fahasalamam-bahoaka sy ny ONN miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Sosialy.Faritra Boeny Miteraka disadisa ny fitrandrahana drakaka

Nikatona ny 15 oktobra lasa teo ny tsena fitrandrahana drakakaka manerana ny fari-dranomasina eto Madagasikara ary tsy hisokatra raha tsy amin` ny 15 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Sosialy.Vatsy tsinjo sy tosika fameno 7,80% n’ny Malagasy no nahazo fanampiana

Miisa 421 415 tokantrano no nizarana an’ireny tosika fameno sy vatsy tsinjo ireny tamin’ny faritra izay tena voa mafy tamin’ny valanaretina: Analamanga, Alaotra, Analajnjirofo, Diana, Amoron’i Mania,…

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Sosialy.Vonjy aina any Atsimo Tsy mikely soroka ny tafika

Mirindra araka ny lamina efa napetraka ny iraka sahanin'ny BMM sy ireo ministera tompon'andraikitra amin'ny famonjena ireo mponina ianjadian'ny kere any atsimo, hoy ny tatitra avy amin’ny Minisiteran’ny fiarovam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT