- Zoma 23 Oktobra 2020
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo Mitohy ny ady
Mitohy ny ady amin` ny tsy fanjarian-tsakafo raha ny fanambaran` ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitriniala Jean-Louis Rakotovao, omaly.
Hamaky ny tohinyMitohy ny ady amin` ny tsy fanjarian-tsakafo raha ny fanambaran` ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Pr Hanitriniala Jean-Louis Rakotovao, omaly.
Hamaky ny tohinyNy herisetra ara-nofo dia nisy foana saingy matetika dia toy ny mbola fady eto amintsika ny miresaka azy, hoy ny mpahaitoetra,
Hamaky ny tohinyHo fampihenana ny tahan’ireo ankizy tsy tafiditra an-tsekoly vokatry ny krizy nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID 19 dia tonga nizara fitaovam-pianarana ho an’ireo ankizy mpianatra teny amin’ny Fokontany Ankazomanga sy
Hamaky ny tohinyNampahafantarina tamin’ny tatitry ny Filankevitry ny minisitra omaly 21 oktobra, fa 591 ireo olona mandray volam-panjakana haato tsy handray karama intsony manomboka amin’ny faran’ity volana oktobra ity, taorian’ny fitsirihana tamin’ny alalan’ny rindram-baiko “Augure”.
Hamaky ny tohinyRaikitra ny fanesorana sy fandravana ireo tsena eo ampitan’ny Pochard Soarano omaly.
Hamaky ny tohinyTafiditra tanteraka anaty fahasahiranana ny Ray aman-dReny ankehitriny manoloana ny fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra. Hijery manokana ireo tena sahirana i Bodo amin’ny alalan’ny fikambanana Humanity Generosity Hug izay natsangany.
Hamaky ny tohiny