Sosialy

Andraisoro, Ambohimirary, Ambatokaranana Mampikolay ny fahatapahan-drano


  • Alarobia 13 Janoary 2021

Mampikolay tanteraka ny fahatapahan-drano amina fokontany maro eny amin’iny

 

 

 

 

boriborintany fahadimy iny raha ny fitarainana heno eny an-toerana. Ambohimirary, Andraisoro, Ambatokaranana, Amboditsiry sy ny maro hafa dia samy ahitana izay olana ara-drano izay avokoa. Nilaza ny hitatitra izay fitarainana izay eo anivon’ny orinasa Jirama mihitsy moa ny eo anivon’ny boriboritany, izay tena vaka amin’ny fomba fiasan’ny tambazotran’ny orinasa jiro sy rano Malagasy satria dia misy fokontany sasany tsy ahenoana fitarainana loatra ihany. Mbola latsaky ny 8 ora maraina dia efa rano mitete sisa mivoaka amin’ny paompin-drano, raha ny eny Amboditsiry manokana, ohatra. Any amin’ny misandratr’andro, izany hoe, amin’ny 11 ora maraina indray izany vao miverina amin’ny ankapobeny.

. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT