Sosialy

Vatomandry May kila forehitra ny EPP Ambilakely


  • Talata 02 Novambra 2021

May kila forehitra omaly maraina ny sekoly ambaratonga fototra ao Ambalanikely Vatomandry. Tsy nisy azo noraisina intsony vokatr’izany ireo tabilio sy fitaovana rehetra tao anatiny.

 Trano maromaro ihany koa no may omaly tany Mahazoarivo Vohipeno. Olona am-polony no fantatra fa traboina hatreto koa hanaovana antso avo amin’ny tompon’andraikitra. Tsy mbola nisy fantatra avokoa moa izay antony nahatonga ny afo hatreto. Anisan’ny tena olana ho an’ny faritra tahaka ireny ny tsy fisian’ny sampana mpamonjy voina. Amin’ny vanim-potoanan’ny hafanana tahaka izao anefa no tena mampahazo vahana ny haintrano.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT