• Talata 12 Oktobra 2021
Sosialy.Fanondranana olona mankany Mayotte Niara-tratra ny mpandeha 44 sy ireo atidoha

Olona miisa 46 saika hiondrana handeha an-tsokosoko ho any Mayotte no voasambotry ny zandary, ka ny 44 tamin'ireo dia mpandeha ary ny 2 kosa mpanamory sy mpikarakara iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Oktobra 2021
Sosialy.Fizarana vola fisotroan-dronono Nikorontana noho ny fanavaozana karatra

Velon-taraina ireo beantitra mpisitraka fisotroan-dronona teto Antananarivo sy ny manodidina omaly noho ny filaharam-be tsy nifankahitana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Oktobra 2021
Sosialy.Fenoarivo “Noterena hivarotra amin’ny karana ny tompon-tany”

Tsy sinema, hoy ny filohan’ny vaomiera misahana ny fitantanana ny fananan-tany sy fanajariana ny tany eo anivon’ny antenimieram-pirenena, ny depiote Naivo Raholdina,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Oktobra 2021
Sosialy.Akany hitaizana tanora eny Ambohidanierana Natao hahazaka olona hatramin’ny 300 isa

Miantso ireo zanaka am-pielezan’Ambohidanierana rehetra manoloana ny ezaka fananganana akany ataon’izy ireo eny Ambohidahy Avaradrano ny filohan’ny tanora Kristianina eny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Sosialy.Faritra Amoron’Imania Misedra olana goavana amin’ny famatsian-drano

Sarobidy sy manan-danja ho anay eto amin’ny Minisiteran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpitondra ifotony,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Sosialy.Farafangana Trano 1080 may kila , olona 1 maty

Olona iray no namoy ny ainy, trano 1080 no may sy rava vokatry ny haitrano tao amin’ny Fokontany Mahafasa Atsimo sy Mahafasa Andrefana, Kaominina Farafangana ny alin’ny zoma hifoha sabotsy.

Hamaky ny tohiny
FTT