• Talata 26 Oktobra 2021
Sosialy.Fahadiovan’ny tanana Mbola mila entanina sy ampianarina ny olom-pirenena

Ho fanamafisana ny velirano fahadimy napetraky ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina hoe "Fahasalamana ho an'ny rehetra, tsy anavahana sokajin-taona"

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Oktobra 2021
Sosialy.Antananarivo sy ny manodidina Nampiteny ny moana indray ny delestazy

Nampikolay ny fahatapahan-jiro teto Antananarivo sy ny manodidina omaly saika ny tontolo andro mihitsy. Na tapaka tanteraka na fahatapahatapahana matetika, saika tamin’ny toerana rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
Sosialy.Fitakiana sy grevy Nanitsy ny vavabe nataony ny praiminisitra

Nilefitra ny Praiminisitra Lehiben’ny governemanta Atoa Ntsay Christian omaly eo anatrehan’ny grevy samihafa miseho eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
Sosialy.Trafika goavana teny Ivato Safira, Emeraude mitentina 2 miliara Ar no tratra

Sarona indray ny fikasana hanao trafikana harem-pirenena goavana teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly talata 19 oktobra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
Sosialy.Mpatory an-dalana etsy Anosy Zaza menavava 7 volana namoy ny ainy

Zazavavy kely iray tsy manan-tsiny zanaka mpatory an-dalana etsy Anosy no namoy ny ainy omaly atoandro tokony ho tamin’ny 10 ora tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Oktobra 2021
Sosialy.Kaominina Andranonahoatra Itaosy Maika ny fijerena ireo lalan-kely isan-tanana

Mbola tsy milatsaka akory ny ranon’orana dia efa velom-panahiana sahady ireo mponina sasany ao anatin’ny kaominina Andranonahoatra, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
FTT