• Alarobia 30 Jona 2021
Sosialy.Sao diso hevitra Ny kere no fahavalo fa tsy ny mpanao gazety

Lasa any amin’ny adihevitra mivaona tanteraka no niafaran’ilay raharaha famoaham-baovao nataon’ny mpanao gazety Gaëlle Borgia momba ny kere sy ny fijalian’ny mponina any Atsimon’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Jona 2021
Sosialy.Krizy mananontanona Mety hiakatra ihany koa ny vidin-tsolika…

Mamofompofona fiakaran’ny vidin-tsolika ny eto Madagasikara izay mety hanampy trotraka ny krizy ara-toekarena sy sosialy efa misy ny eto amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2021
Sosialy.Kere mamono any Atsimo Tena mila asa faran’izay maika

Miezaka mafy ny Fanjakana mandiso sy manenjika ilay mpanao gazety solontenan’ny TV5 Monde sy ny France 24 eto Madagasikara Rtoa Gaëlle Bourgia noho vaovao niresaka ny fahoriam-bahoaka any atsimo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Jona 2021
Sosialy.Jean Louis Robinson “Hampianatra antsika hiala amin’ny fahantrana ny Sinoa”

Nampita ny fiarahabany ho an’ny mpitondra sy ny vahoaka malagasy noho ny fahatrarana ny fanamarihana ny faha 61 taona nahazoana fahaleovantena ny 26 jona

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Jona 2021
Sosialy.Lalàna momba ny toaka gasy Nolavin’ny antenimierandoholona

Tsy nolanian’ireo loholona ny tolo-dalàna laharana faha 03-2019 /PL tamin’ny 16 jona 2020 « relative à la production et à la commercialisation du Toaka Gasy »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Jona 2021
Sosialy.Antananarivo Delestazy manara-penitra omaly

Maizin-kitroka ny tanàna saika nanerana Antananarivo omaly teo anelanelan’ny tamin’ny 9ora ka hatramin’ny 10 ora alina, nisy mbola taorian’izay aza vao tafaverina ny herinaratra. Ny nihoatra an’izay tsy ferana.

Hamaky ny tohiny
FTT