- Zoma 05 Novambra 2021
Sosialy.Varotra hani-masaka Mihena be ny mpividy, masiso am-pitoerana ny entana
Maina ny tsenan’ny varotra hani-masaka amin’izao raha araka ny fanadihadiana natao. Raha nahalany vary 10 kapoaka isan’andro ny mpivarotra iray teo aloha dia tsy misy afa-tsy 5 kapoaka sisa izany ankehitriny.
Hamaky ny tohiny
