• Alakamisy 04 Novambra 2021
Sosialy.Mpiasan’ny SECREN Antsiranana Mitaky ny fialan’ny Tale Jeneraly Ntsay Abel

Nangotraka ny grevin’ny Mpiasan’ny SECREN (Société d’Etudes, de Construction et de Réparation Navale ) any Antsiranana ny talata teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Sosialy.Haintrano goavana tany Tamponala Nitondra fanampiana ny Orange Solidarité Madagascar

Nitondra fanampiana ho an’ireo fianakaviana lasibatry ny haintrano goavana tany amin’ny Kaominina Ambanivohitr’I Tamponala ny Orange Solidarité Madagascar ho fanehoana fa orinasa tsy manadino,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Sosialy.Fifanolanana ara-tany etsy Nanisana Milaza hanao hetsi-pitakiana ireo vahoaka

Manomana hetsika ho fitakiana ny fanatanterahana ny fampanantenana nataon’ny mpitondra taminy ny vahoaka voakasiky ny olana ara-tany amin’ny Minisiteran’ny fambolena ao etsy Nanisana Boriborintany faha-5.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Novambra 2021
Sosialy.Savorovoro teny Mahazo sy Ambohimahitsy Nidoboka am-ponja ireo olona nisambotra ankizy

Niakatra fampanoavana omaly 03 novambra ny raharaha savorovoro teny Mahazo sy Ambohimahitsy ny alatsinainy 01 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Novambra 2021
Sosialy.Fiarahamonina Malagasy Miha manjaka ny fiolonolonana

Efa ela no nanairana ny sain’ny maro mikasika ity fitiavana maka sary fa tsy manana fahaterena hamonjy intsony ireo mpiara-monina aminy sendra tra-doza ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Novambra 2021
Sosialy.Rinah Rakotomanga “Tsy eto ihany no misondrotra ny vidim-piainana”

Tsy eto Madagasikara irery no misondrotra ny vidim-piainana fa maneran-tany, hoy Roa Rinah Rakotomanga ny sabotsy lasa teo tamin’ny fandarahana manokana nandeha tamin’ny faitalavitra maromaro.

Hamaky ny tohiny
FTT